<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>764</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Tsy mangataka aho, Tompo
 Zava-py, harena, zo,
 Fa ny tena mba iriko
 Dia izao : ny fo madio.
 Fo madio izay akàny
 Feno eritreri-tsoa
 Fo madio : haren-tsy lany
 Sarobidy avokoa.

[V2]
 Indrisy, ny soan'ny tany
 Manodoka, mora lo
 Ny haren-tsy mety lany
 Dia izao : ny fo madio.
 Fo madio ..sns.

[V3]
 Na maraina na hariva,
 Dia ity no hatako :
 Mba ho ahy ilay soa indrindra,
 Dia izao : ny fo madio.
 Fo madio ..sns.</lyrics>
<title>Tsy mangataka aho Tompo FFPM764</title>
<author>J. Hughes</author>
</song>